|
|
|
|

Entry1  lamba landy
Elementary words  2  lamba, 3  landy
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  lamba natao amin' ny landikely ka vita tenona mihitsy ny sorany [1.1]
Synonyms  6  lamba akotifahana, lamba landihazo

Updated on 2025/09/12